Mardi 26 août 2008
2
26
/08
/2008
16:43
** ** **Dia faly miarahaba anareo 'zay tafiditra ato anatin'ity takelaka RANDRANA vaovao ity ,izay nasiana fanavaozana goavana .
Noho ny lafiny
ara-teknika moa dia voatery niova takelaka bilakarenjy satria very tsy voatahiry daholo ireo asa-soratra sy tonokalo ,vokatry ny kojakoja teknika tsy voarindra
.
Dia manantena ny fiarahana aminareo
eto indray izany ,ary mirary anareo hamaky finaritra sy ahazo fahafinaretana ary fahalalàna .
Misaotra anareo amin'ny fitsidihana ny takelaka RANDRANA .
bilakarenjy .
Par RANDRANA
2
-
Recommander
Fantatro ... (Salohy p17)
Raha folaka tanteraka ny lelan'ny angady
Fa tohatra ny vato,
Fantatro ianao fa vonona hiady
Tsy manaiky hiato :
Hiezaka hisetra ny zava-manindao,
Manomboka hanefy angady vaovao...
Raha safotry ny rano ny vary hojinjaina,
Mahereza e. Dia mankasitraka.Nijojo izany orana,
Fantatro ianao fa tsy hiferin’aina
Na hangorangorana.
Hitraka avy hatrany hitsikin-kerimpo,
Eny, hamafy indray, handatsaka ny voa...
Misaotra