• 12- BAIBOLY (10/12/2008 publié dans : boky fianarana )
    Ry boky malala , atsaharo ny ady F'izay tsy mifandefitra ,ho latsaka an-kady , Izato ianareo toa miseho ho mahatoky , Miady mafy ho mpanjakan'ny boky . Voafetra ihany ny zava-drehetra , Fa ny ...
  • 11- DROIT (scene III) (11/11/2008 publié dans : boky fianarana )
    Miditra tampoka ny "DROIT" .Mifihifihy daholo ny boky rehetra .......... Assez! assez! Au nom de la loi , je vous arrête , Ry boky madinika be tabataba , Vavàna marivo ,toa vilany saba , Papelika ...
  • 10- DICTIONNAIRE (11/11/2008 publié dans : boky fianarana )
    "Taisez-vous " ....ry lava kabary , "Ne faites pas de bruits" ....mankarary , Asio "frein" re! ny feo sy ny vava , Fandrao voa  "frappe" ,ka vilana tàva  . Raha izaho Andriana no tsiratsiraina , ...
  • 9- TECHNIQUE (11/11/2008 publié dans : boky fianarana )
    O! ry 'reto a! , inona ary ity resaka atao , Fa toa resaka tsy mankaiza akory , Aleo ambarako anareo ny vaovao , Dia henoy tsara ,fa aza matory . Izaho "TECHNIQUE" no azo lazaina , Ho sangan'ny ...
  • 8- MUSIQUE (10/11/2008 publié dans : boky fianarana )
    Dray ! dray! dray! ,zato vavanareo , Mangina !,mangina ! atsaharo ny feo , Tsy misy "accord" !,tsy misy "mesure" , Minaonaona  toa voan'ny "délires" . Clés samihafa ka dia afangaro , Madilo ny ...
  • 7- GEOGRAPHIE (10/11/2008 publié dans : boky fianarana )
    Adray ! adray! izato hevitrareo , Manondro ny lanitra ka mankaleo , Dia te-hirediredy mandany fotoana , milaza ho lohany ,lohany foana . Jereo tsara ka henoy sy ekeo , Tsy izy daholo ny teninareo ...
  • 6 -SCIENCES (10/11/2008 publié dans : boky fianarana )
    Ha! ha! ha! , 'zato resak'ankizy , Loha poak'aty ka be ambozizy , Dia te-hidingina toa rambon'osy , Ny volony anefa tsy ampy borosy . Tsy fantatrareo mantsy aho ry zaza , Izaho no ra-"SCIENCES" ...
  • 5 -HISTOIRE (10/11/2008 publié dans : boky fianarana )
    Mangina ,mangina tsy tiako ho heno Ny foko mivonto ka feno dia feno , Mba dedaka foana mitanisanisa  , Kanefa tsingetana , fa tsy adrisa . Mirebika foana ... koa dia ... mba mahay , Mangina ,fa ...
  • 4- LECTURE (05/09/2008 publié dans : boky fianarana )
    Mangina ny vava fandrao dia voapaika Mba mieritrereta ,fa aza dia maika , Eo ka mibetroka mandrahondrahona , Aoka fa itony no "élèves" - ny sahona .         Aza miteny manao sahisahy ,         ...
  • 3- ARITHMETIQUE (03/09/2008 publié dans : boky fianarana )
    Tandremo ny vava ry  "Giran-dRamera " Mba fidifidio lahy ny vokabilera , Mieritrereta vao mifanebaka . Aza vavàna toa haron-tabebaka .           Indro henoy ,fa izaho no mpitarika ,           ...
  • 2- GRAMMAIRE (02/09/2008 publié dans : boky fianarana )
    Izaho " GRAMMAIRE" no tena Mpanjaka , Mpanjakan'ny boky sy tompon'ny laka Ny didy , lalàna avoakan'ny saiko , Tsy maintsy ekena , izaho no mpibaiko .               Izaho no mpampianatra tsy mba ...
  • 1- FANOLORANA ( scene I) (02/09/2008 publié dans : boky fianarana )
    Boky fianarana re! no hitàfa , Mitondra ny lazany izay samihafa . Ny fahamboniany no tiany hambara , Indro hitàfa ,ka ho hita izay ho tsara  . (Tondroiny)  : Grammaire , ny Sciences ary  ...
  • TONGA SOA ! (02/09/2008 publié dans : hira )
    Tonga soa ireto olona nandrasana Ny vahiny havantsika avy lavitra Koa andeha mba hifaly , Re! Isika mianakavy , Fa ity no andro iray  Maminay ! Fiv : Nahoana kanefa raha toa ka mifaly ,         ...
  • SALANITRA E ! (26/08/2008 )
               ** ** **Dia faly miarahaba anareo 'zay tafiditra ato anatin'ity takelaka RANDRANA  vaovao ity ,izay nasiana fanavaozana goavana .            Noho ny lafiny ara-teknika moa dia voatery ...

Présentation

Recherche

Créer un Blog

 
Créer un blog sur over-blog.com - Contact - C.G.U. - Rémunération en droits d'auteur - Signaler un abus