Overblog
Suivre ce blog Administration + Créer mon blog
2- GRAMMAIRE

2- GRAMMAIRE

I zaho " GRAMMAIRE" no tena Mpanjaka , Mpanjakan'ny boky sy tompon'ny laka Ny didy , ny lalàna avoakan'ny saiko , Tsy maintsy ekena , izaho no mpibaiko . Izaho no mpampianatra tsy mba mandainga Porofon'izany , vaventy ny bainga , Na iza na iza maniry...

Lire la suite

1- FANOLORANA ( scene I)

1- FANOLORANA ( scene I)

Boky fianarana re! no hitàfa , Mitondra ny lazany izay samihafa . Ny fahamboniany no tiany hambara , Indro hitàfa ,ka ho hita izay ho tsara . (Tondroiny) : Grammaire , ny Sciences ary Arithmetique , Lecture , Histoire sy Géographie . Itsy Technique ,iry...

Lire la suite

TONGA SOA !

TONGA SOA !

Tonga soa ireto olona nandrasana Ny vahiny havantsika avy lavitra Koa andeha mba hifaly , Re! Isika mianakavy , Fa ity no andro iray Maminay ! Fiv : Nahoana kanefa raha toa ka mifaly , Hoy aho , mitsiky marevaka . Ny andro mandalo ,ka mba falifaly , Ianao...

Lire la suite

SALANITRA E !

SALANITRA E !

** ** **Dia faly miarahaba anareo 'zay tafiditra ato anatin'ity takelaka RANDRANA vaovao ity ,izay nasiana fanavaozana goavana . Noho ny lafiny ara-teknika moa dia voatery niova takelaka bilakarenjy satria very tsy voatahiry daholo ireo asa-soratra sy...

Lire la suite

<< < 1 2