Overblog
Suivre ce blog Administration + Créer mon blog
11- DROIT (scene III)

11- DROIT (scene III)

Miditra tampoka ny "DROIT" .Mifihifihy daholo ny boky rehetra .......... Assez! assez! Au nom de la loi , je vous arrête , Ry boky madinika be tabataba , Vavàna marivo ,toa vilany saba , Papelika kely ,ka be doka tena , Kanefa tsy hita 'zay hoe : FAHE...

Lire la suite

10- DICTIONNAIRE

10- DICTIONNAIRE

"Taisez-vous " ....ry lava kabary , "Ne faites pas de bruits" ....mankarary , Asio "frein" re! ny feo sy ny vava , Fandrao voa "frappe" ,ka vilana tàva . Raha izaho Andriana no tsiratsiraina , Tsy omeko ny teniko ,avelako hangaina , Ny teny rehetra "propriété"-ko...

Lire la suite

9- TECHNIQUE

9- TECHNIQUE

O! ry 'reto a! , inona ary ity resaka atao , Fa toa resaka tsy mankaiza akory , Aleo ambarako anareo ny vaovao , Dia henoy tsara ,fa aza matory . Izaho "TECHNIQUE" no azo lazaina , Ho sangan'ny asa ,vokarin'ny saina , Matoa hita soritra ireo fandrosoana...

Lire la suite

8- MUSIQUE

8- MUSIQUE

Dray ! dray! dray! ,zato vavanareo , Mangina !,mangina ! atsaharo ny feo , Tsy misy "accord" !,tsy misy "mesure" , Minaonaona toa voan'ny "délires" . Clés samihafa ka dia afangaro , Madilo ny sofiko ka dia atasaharo , F'izaho mpampianatra hira henoina...

Lire la suite

7- GEOGRAPHIE

7- GEOGRAPHIE

Adray ! adray! izato hevitrareo , Manondro ny lanitra ka mankaleo , Dia te-hirediredy mandany fotoana , Milaza ho lohany ,lohany foana . Jereo tsara ka henoy sy ekeo , Tsisy izy daholo ny teninareo , Izaho no tena mpanj aka ry 'reto a!, Izany ny mar ina...

Lire la suite

6 -SCIENCES

6 -SCIENCES

Ha! ha! ha! , 'zato resak'ankizy , Loham-poak'aty ka be ambozizy , Dia te-hidingina toa rambon'osy , Ny volony anefa tsy ampy borosy . Tsy fantatrareo mantsy aho ry zaza , Izaho no ra-"SCIENCES" tompon'ny laza , Ny fahalalàko dia tsy misy fetra , Hany...

Lire la suite

5 -HISTOIRE

5 -HISTOIRE

Mangina ,mangina tsy tiako ho heno Ny foko mivonto ka feno dia feno , Mba dedaka foana mitanisanisa , Kanefa tsingetana , fa tsy adrisa . Mirebika foana ... koa dia ... mba mahay , Mangina ,fa sao dia zerako kitay , Tsy mihevitra akory vao be tafasiry...

Lire la suite